Na iza ianao,
Na aiza ianao,
Dia mbola tsaroako
Isika nifamihina farany
Teo amin'ny tratranao aho
Nampiova ny fiainako mantsy
Ny fandalovanao
Ka na iza ianao
na aiza ianao
Dia mbola tsaroako foana
Na aiza ianao,
Dia mbola tsaroako
Isika nifamihina farany
Teo amin'ny tratranao aho
Nampiova ny fiainako mantsy
Ny fandalovanao
Ka na iza ianao
na aiza ianao
Dia mbola tsaroako foana

